Ranomasi-mampahory No alehantsika izao ; Fa ny mino dia hitody, Koa maharitra izy izao ; // O ! andeha isika hody Mba ho ao an-tranon-dRay // Jeso Tompo eo am-pita Ka miantso hoe: Avia ! Izy koa no mampita Ka manao hoe: Matokia ! // O ! andeha, ..sns. // Maro efa tonga any Ka mifaly avokoa ; Mbola be ny fiantrany Misy ho antsika koa. // O ! andeha, ..sns. // Kristy koa no sambon'aina Izay mitondra ho arý. Famonjena azo maina, Ka ilaozy re ity. // O ! andeha, ..sns. //Атамыз, биз Сəнə шүкүр сөјлəјирик Dépouille enfin tes chaînes Tsy mba hisy reharehako bḥbk bhdylk kl qlby مقدمة - صناعة إلهية Море бушует играет ладьей يسوع المسيح بهاء مجد الله Davide il pastore الروح و العروس ạ̉nạ hw ạlrạʿy ạlṣạlḥ
Song not available - connect to internet to try again?