Ravoravo re ny foko, Fa Jesosy ao am-poko, Izy no tsaroako Amin'ny alehako. Andro fohy, mora lany No mba ahy atý an-tany, Fa ny ao an-danitra Dia tsara lavitra. Tsy mba misy ota any, Ka tsy hisy hitomany, Tsy mba hisy ny manjo, Na ny alahelom-po. Any aho no hahazo Zava-tsoa tsy halazo, Satroboninahitra, Haingon'ny nanafika. Dia ao no hahitako Sady tena hiderako An'i Jeso avotro. Mifalia re, ry fo !Восстали враги мои на меня, насмехаются: To przykazanie خۇدا شۇنداق دېگەن Яруу сайхан Хаан للجالس على العرش Вътрешната стая Ибодат Renuntand la gandurile mele chords wǒ yào zhàn zài shén de huà yǔ shàng ạ̉bwạb ạljḥym ln tqwy
Song not available - connect to internet to try again?