Reharehako ny hazo Nijalian'i Kristy ; Manda fiarovana avo Ialofako atý. Azon-doza maro aho Tery koa ny làlana ; Tsy ilaozan'i Jesosy Mpanome fiadanana. Raha lany re ny andro Mampiadana indray, Tsy hadinoko ny hazo Nentin'ny Mpamonjinay. Ny anjara atý an-tany Tsy mba mahavesatra Noho ny hazo fijalianao Hazo mahasambatra. Amen !Oxuyacam bütün ömrüm boyu Mahabbatyń bulttan da joǵary Авва Отче Авва Отче bṣwạ wsẖwfwạ Та Эхэн ба Эцэс ạlly byʿzyny Аллилуйя nạ̉ty bdẖbyḥẗ ạlsẖkr Müqәddәs Ruh Səni sevirәm ТИ СИ ОБЪРНАЛ
Song not available - connect to internet to try again?