Reko izao, ry Tompo, Izany antsonao Miantso izany mpanompo Mba ho irakao ! Inty ! inty ! inty aho Jeso ! Inty ! inty ! iraho aho Jeso ! Ekeko re, ny ho miaramilanao Ho vonona hanao ny sitrakao, Ka iraho ! O ! diovy Tompo izany molotro ! Ka ny fo madio hanompo no atolotro. Inty ! inty ! ...sns. Tsy handeha irery, Fa hiaraka Aminao, Ka dia mba omeo ny hery sy Fanahinao. Inty ! inty ! ...sns. Reko izao ny toky hoe : " Momba ahy Hianao, Ry Jesosy Tompo sy Zoky Vonona aho " izao. Inty ! inty ! ...sns.Por siempre Kto się w opiekę poda Panu swemu Неге турасың? Баргын Ага 感谢 Il tuo grande amore per me kẖlyny ạ̉qdr ạ̉bwtk ṣwt ạlwrq هلت ليالي الفرح jmʿ ạlmsyḥ Чуйте песни весели
Song not available - connect to internet to try again?