Ry Andriamanitry ny famonjena, Sy Kintana antenain'ny firenena, Henoy ny fangataham- pandresena, Ry Ray Tsitoha ! Ilay fitopaton'alondrano Sy reharehan-drafinao foano ! Ny olonao mahantra mba tantano, Ry Ray Mpiaro ! Raha osa, Hianao mahay mitana, Raha reraka asiam-pahotana, Ny herinao tsy resin'i Satana, Ry Ray Mahery ! Ampionao izahay handresy rafy, Ampionao mba haharitra ny mafy, Ampionao tsy ho ketraka mihafy, Ry Ray Mpanampy !Glorious Things of Thee are Spoken Изпълни ме с твоя дух Maravilloso Jesús es para mí تعليق 1 - إشفيني msẖ hạrḍy̱ bḍʿfy موجودة منذ الأزول Gerico cadrà Всем сердцем своим Chisʋs pi̱ Shahli chia ma! จงร้องเพลงสาธุการพระนาม
Song not available - connect to internet to try again?