Ry be fiantra sy be indrafo ! Ao aminao misy soa ; Ory izahay noho ny zava- manjo Ao aminao misy soa ; Be siasia an-dalana atý, Sao tsy ho tratra ny tsara arý ; Tompo miantra, vonjeo izahay, Ao aminao misy soa ; Rahona mainty manarona anay, Ao aminao misy soa ; Mba hazavaonao izay dianay Ao aminao misy soa ; Ampaherezo hanaraka Anao, Ampaherezo hatoky Anao ; Tompo mahery, hazòny izahay, Ao aminao misy soa ; Any an-danitra izay lapanao, Ao aminao misy soa ; Ka dia matoky izahay zanakao, Ao aminao misy soa ; Aza ilaozana akory izahay, Sao dia very an-dalana indray Tompo malala, tariho izahay, Ao aminao misy soa ;Ранами Твоими исцелён ṣạlḥ hw ạlrb fy ậml fy ạlmsyḥ Eres la luz que alumbra W Twych ramionach Quanto ci ama Gesù Nový nastal rok Emmanuel AYIL EY İNSAN SƏN YUXUDAN Święty dom przyobiecał Bóg tym dać
Song not available - connect to internet to try again?