Ry Betlehema kely ô ! Sondrian-tory ve ? Kanefa injay miseho ao Ny hazavana be. Ny toky sy ny tahotra Mihaona ankehitrio, Fa Kristy Ilay Mpanavotra No teraka anio. Ry kintana maraina ô ! Fitarik'andro soa. Torio fa tonga aty izao Ilay Mpanjaka soa ! Ka he ! ny voninahitra Ho an'Andriamanitra ! Fiadanana tsy tapitra Ho an'ny olona. Endrey, mangina fatratra Ny fampidinana Ny fitahian-danitra Am-po ny olona ! Tsy misy tabataba re, Fa horakoraka. Kanefa Kristy tonga anie Am-po mangoraka ! Rankizy hendry sy madio Tsarovy Kristy izao Fa izy tonga atý anio, Mba ho Mpamonjinao. Na misy aza ny manjo. Izao Noely izao No saino fatratra ao am-po Hampionona anao ! Ry Zaza Masina sy soa, Ry Zanak'i Maria, Ry Tomponay, Mpamonjy koa, Midina re atý. Ny feon'ny lanitra no re, Indray Noely izay, Nitondra teny soa hoe : Hianao no avotray !圣灵我们欢迎你 Gesù credo in te mdywn bʿmry̱ أنا باسبح الفادي Le Sauveur est ressuscité Cada vez que mi fe es probada He, alina ny andro Ти непохитна скеля в морі зла ạ̉nạ ṣạbr lyk Vida eterna, pobre alma
Song not available - connect to internet to try again?