Ry fanahy mangetaheta, Mila fitsaharana ; Aza kivy, mahareta, Sentonao hifarana ! Fa ny tenin'i Jehovah, Soa mangarangarana ; Loharano tsy miova, Ao no hasambarana. Ry tontolo mila vonjy, Te ho afa-patotra, Ao ny tenin'ny Mpamonjy Dia Kristy Mpanavotra ! Teny velona sy mamy, Feno fananarana ; Hotorina eran-tany Fa fampihavanana. Ry Mpanjakan'ny mpanjaka, Ao, tendreo ny lelako Mba hitory sy hizaka, Hampandre ny havako, Dia tahio ny Teny reny Tsy ho very hasina, Ka hamoy zato heny Ny Baiboly masina.Мустаҳкам Қалам Что ты сделаешь Богу распятому مسیحیان اتن می کنند Złącz Panie razem nas إكليله مضفور Он Жив Он жив Собой Он смерть попрал На ветер невзирая злой мы сеем семя доброе Дженнете Гидеджем nǎ lǐ yǒu zhēn píng ān Suntem doar nişte călători
Song not available - connect to internet to try again?