Ry Fanahy Mpanazava ! Miandrandra Anao izahay ! Aza ela, fa tongava, Taomy ny fanahinay, Mba ho fantatray mazava Izay lazain'ny teninao ; Areheto lalandava Ao am-po ny afonao. Ry Jesosy ! mitenena Araka ny fombanao, Aminay izay manantena Mba handre ny teninao ; Fo marary sy manahy Mba tsaboy sy iantrao ; Ny te-hino fa tsy sahy, Anehoy ny holatrao ! Rainay, Mpanome ny soa, Mba henoy ny hatakay Ka ny tananao tsy toha Iarovinao anay ; Ny tanora mba tahio, Ny vaventy hafanao, Mba ho hitanay anio Fa atý ny tenanao !Blízko je pán rḥt ạlknysh لو باقى فى عمر يوم Dios al mundo amó از خون عیسی معطرست 내 손을 주께 높이 듭니다 Мюжде Езгиси qlby bysẖkr rby Dańqtaıtyn bolam Másih Táńirdi rạḥ ạ̉sẖhd ʿnk
Song not available - connect to internet to try again?