Ry havanay malala ! Manolo-tena izao, Fotoana mahafaly Iraisantsika anio ; Faly izahay mandray anao, Hiara-manompo ny Ray, Jeso anie handray anao ! Mba ho sakaizany tokoa. Hajao ny fanekena, Adidinao efao Ataovy tsy terena Izay andraikitrao. Jereo Jeso, ka matokia, Fa Izy no hiahy anao, Ka mandrosoa sy mifalia Hanefa izay anjaranao.Встань! Сила с Небес приходит ถวายสิริ ماتعولش الهم Всё это сбудется الآن نحن نفرح యేసే నా ఆశ్రయము O, Isuse dulce nḥn ạ̉sẖrf ạlmjws Czemuż dusza twoja Ty si Pánom
Song not available - connect to internet to try again?