Ry Jehovah, Ray Mahery ! Indreto ny mpanomponao ; Fa mpanota saiky very, Nefa tsy mba foinao ; Fa ny masonao mijery Ny fanahinay mania ; Ny fitaomanao mahery No miantso hoe : Avia ! Ry Jehovah, Ray Mpitahy Izay rehetra ory fo ! Ny tsy manana mpiahy Mora resin'ny manjo ; Zovy ary no hanahy Raha miankina Aminao ? Eny, faly ny fanahy Izay matoky Aminao. .Fajar Hidup Merekah На вратата Царя хлопа Ne güzel bahçeniz var اق پەيىلدى، جارقىن ٴجۇزدى يەم مەنىڭ! Агар қувноқ ва бахтли бўлсам Жол Башчы بو دونیَه بَش گونلوک عُمور! Журавлиная стая Track 8 bnʿmẗ tfạḍlt
Song not available - connect to internet to try again?