Ry Jehovah Tomponay ! Olom-bery izahay, Nefa tsy mba foinao, Fa vonjen'ny Zanakao; Zanahary, Aba Ray, Jeso Kristy, Havanay. Lehibe ny indrafo ; Iza re no nanampo Famonjena taminao ? Kanjo azonay izao ; Zanahary, ..sns. Gaga izahay izao ! Be fitia Hianao; Avotr'aina azonay, Hody aminao izahay, Zanahary, ..sns. Jeso ô ! Mpamonjy soa Sy mpamindra fo tokoa ! Avy ny navotanao Ka midera Anao izao; Zanahary, ..sns.ạrḥmny Strójcie, wierni, harfy wasze Reste avec nous Щастя і долі هافرح في آلامي مەھبۇبنىڭ ناخشىسى Condividere Te Eu sunt numai un călător Ó, vyvýšený Pán Túžim Pánovi svojmu sa podobať
Song not available - connect to internet to try again?