Ry Jehovah Tomponay ! Tafavory izahay ; Avy hankalaza Anao Izahay vahoakanao. Faly, ravo izahay Noho ny soa azonay ; Tonga mba hisaotra Anao Izahay voavotrao. Saotra tsara entinay, Hira no asandratray, Mba ho fiderana Anao, Rain'izao rehetra izao, Amen.Božia láska víťazí Tvoje milost Storni Bwana Mungu, Nashangaa Kabisa Странник полный утомленья Kiitä Jeesustasi ạlrb fy̱ ʿlạh Ny paradisa an-tany Pi̱ki ma Pi̱ki ma! Meni kim jaratty?
Song not available - connect to internet to try again?