Ry Jeso be fitia ! Tariho izahay Mba tsy haniasia, Fa hiaraka Aminao, Indrisy ! ela loatra No nijanonanay Nanaram-po nihoatra Ny sitrapon'ny Ray. Ry Tompo ô ! miarova Ny fiainanay etý, Izay fohy, mora miova, Fa tsy toy ny arý, 'Zay ianteherana eto Mandalo avokoa ; Ny fo re no mba ento Hikambana Aminao. Tariho hahalala Ny tianao hatao, Ka tsy hisalasala Handà izay halanao ; Mandatsaka ao an-tsaina Ny soa vitanao, Ka dia hikely aina Hanao ny sitrakao.Forever Reign Прикоснувшись mn ạ̉nạ yạrb dwrt fy qlby PATHIAN DAWTMI FA KAN SI Как мне хорошо Mon Dieu est si bon Isaň Gudraty! tậml + mwsyqy ШАҺЫМЫЗ! ӘН УҸА ОЛАНСАН
Song not available - connect to internet to try again?