Ry Jeso lohan'ny mpandefitra, Nilaozanao ny voninahitrao, Mba hahatonga anay mpiavona Hanetry tena eo imasonao. Ry tsy miavonavona am-po ! Izaho te-hianatra aminao, Mba hitsaharan'ny fanahiko Fa mampiandam-po ny entanao. Ny fietrenao, ry Voahombo ô ! No iakaram-boninahitra ; Ny tany sy ny lanitra vaovao, Htaonao lovan'ny mpandefitra. Mifandefera sy mifanajà, Ry samy voavela heloka ! Miraisa hazo fijaliana Hiraisantsika voninahitra.Chaque geste Məhəbbət ürəkdə heç zaman sönməz Бар күшімді Işığının İçinden Bakmak أختبار المرنم أيمن كفروني - الجزء الثاني رجعني ليك Chcem tebe, Pane, obeť chvály Щасливий я, тепер Ісус у серці є моєму ạ̉mlk fynạ Rab İsa
Song not available - connect to internet to try again?