Ry Jeso loharanon'aina, Izay foto-pitiavana ! Ny fonay toy ny tany maina Fenoy fitiavana ! Aidino ao ny tena aina Mba hampifankatia anay, Fandrao ho tonga very maina Ny fitiavanao anay. Ny hasomparana levony, Soloy fitiavana ; Ny lolompo ampijanony Ovay ho fihavanana ; Ny fo malaky mankahala Ataovy tia namana ; Ampianaro hahalala Ny didim-pitiavana. Toroy sy ampahafantaro Ny fitiavanao izahay ; Mpiandry tsara ô, velaro Ny fonao mba ho hitanay ; Mba ho tarafiny tokoa Ny fonay mbola maizina, Ka samy hifanisy soa Sy hifamela heloka.ดวงใจของข้า ดีสักเท่าไหร่ تهتف لك يا مليك Every moment of the day kl ạldẖyn qblwh Когда весенний ветерок วันนี้เป็นวันสันติสุข Jesus The Very Thought Of Thee Gdy do Pana przyjdę mrny ạ̉n ậty ạ̹lyk
Song not available - connect to internet to try again?