Ry Jeso Masoandronay ô ! Ny aizin'ny fo lasa tokoa, Fa tonga aty anatinay izao Mazava lehibe. Eny, Jeso ô, Zoky be fitia, Soa lehibe (no) nentinao tatý Avy izahay mba hisaotra Anao Noho ny fitiavanao. Vangianao ny tokantrano Ka menatr'erý, kaody sy lao Ny fomba ahitana angano Izay tsy mba sitrakao. Eny, Jeso ô, ..sns. Mpanjaka Fiadananay ô ! Ekena tokoa ny herinao : Ny sabatry ny firenena Hatao fangady izao. Eny, Jeso ô, ..sns. Ry Jeso Tompo tia anay ô ! Misaotra Anao izahay izao Fa henika ny hasoavanao Izao tontolo izao. Eny, Jeso ô, ..sns.باارىنان ەڭ جوعورۇ Слава слава Азадвал Dobry jest nasz Bóg wszechmocny Йуханна 20:27-28 Listí jen máš? سيدي المسيح من أنت - تأمل Otevřete brány hradeb kamenných Слава Тебе, наш Небесный Бог-Отец! Garments of Praise
Song not available - connect to internet to try again?