Ry Jeso Mpamonjy malala ! Indreto ny mpanomponao ; Raha misy izay mankahala, Matoky, fa manana Anao. Jereo, Jereo ! Fa vonon-kanaraka Anao. (in-2) Ny tafika ataon'i Satana Milofo hamotraka anay ; Avia, ry Jeso mitantàna, Fa mioman-kandresy izahay. Jereo, Jereo ! .. sns. Na zovy mioman-kandrafy, Irinay hanaraka Anao ; Na iza hisakana mafy, Hijoro, fa manana Anao. Jereo, Jereo ! .. sns. Ireo nentinao voatantara No feo mampahery anay ; Ny tokin'ireo Maritiora Faneva mitarika anay ; Jereo, Jereo ! .. sns.Серый ослик на тебе Jasyr Meni أحلى إسم في الدنيا Бизи Яшама Кавуштурду حاسس بضعفي Чуй молбата ми, Христе Ulugʻvor va loyiqsan Она во круг всем говорила lʿạzrk frḥẗ qlby byk
Song not available - connect to internet to try again?