Ry Jeso Mpamonjy, Mpanavotra anay ! Tafangona eto anio izahay Hidera sy mba hankalaza Anao, Fa Tompo namonjy anay Hianao : Haleloia ! Haleloia ! Hosana an'ny Avo ! Haleloia ! Haleloia ! Hosana ho Anao ! Ry Jeso, Sakaiza tsy mety mandao ! Sakaiza tsy mba mahafoy Hianao Mijery anay raha misy manjo, Ho aron'ny tena sy tokin'ny fo : Haleloia ! .. sns. Ry Jeso Mpanjaka Mpiaro anay ! Handroso hiady tokoa izahay, Ka dia vonjeo handresy izao, Fa tsy mba ho resy izay manana Anao : Haleloia ! .. sns. Ry Jeso, Mpitarika anay ho arý Tariho izahay tsy hivily atý. Ka dia hamantana ao Aminao, Fa faly miandry anay Hianao Haleloia ! .. sns.Pécheur, je voudrais te guérir Eljött a nap هذي آثار سيري أرفع عيني نحوك నాదు జీవమాయెనే నా సమస్తము La mia speranza Ким Белимга Камарни Боғлар إلقاء 2 Jak będzie nam İyi Çoban Seviyor
Song not available - connect to internet to try again?