Ry Jeso Mpitarika hendry ! Tsinjovy ny olom-boatendry Tolory 'zay hevitra hendry Handinika sy hahakendry. Ry Tompo Mpanjaka mahery ; Vangio raha ory sy tery Tohano raha mahatsiaro fery Vimbino 'ndrao saraka irery. Raha miasa dia miasa ny saina Kanefa ny tany no maina, Ka mila ho kivy ny aina. Tondrahy fandrao karankaina. Ny mpiasa izay voafidy Hamoha ny fo izay mihidy Hitari-panahy saro-bidy, Tantano hanaraka didy.Kyrie eleison, Kriste eleison مين ساكن في قلبك أنا لست وحدي Оң вагтында طوبى لمن قد آمنوا AT THE CROSS الرب صخرتي hllwyạ ئەيسا مېنىڭ ئۈچۈن قۇربان Танръмъз Севги Танръсъ
Song not available - connect to internet to try again?