Ry Jeso ! ny Anaranao Dia maminay tokoa ; Mihira sy miderà Anao Izahay navotanao. Tsy takatry ny hevitra Ny fitiavanao : Tsy tambonay tononina Ny hasoavanao. Ny tsara eran-danitra Sy eran-tany koa, Tsy azo anoharana Ny fitahianao. Ho toy ny loharano e, Ny fonay olonao ; Tsy hanam-pitsaharana e, Ny hiderana Anao !Přijď, Svatý Duchu, k nám 할렐루야 찬양 예수 yé hé huá gěi shòu qī yā de rén zuò gāo tái Stvorenie nové Ыйса бүгүн бул жерде Volti solitari لأنك انت معايا Ku Dawo بسهر وصلاة ارفع عينك
Song not available - connect to internet to try again?