Ry Jeso ô ! Hianao no mahavonjy Izay rehetra hiankina aminao ; Tonga tatý hitady sy hamonjy Izay mpanota very Hianao. He ! ry mpanota very atý ! Ô ! mankanesa ho any aminy. Na dia Zana-Janahary aza, Na dia Tompo aza Hianao, Tsy mba nitandro hery aman-daza, Tonga olona ory Hianao He ! ry mpanota ..sns. Tamin'ny dianao nanaovan- tsoa, Tsy nahalala sasatra Hianao ; Fa Hianao tsy nanana tokoa 'Zay nametrahanao ny lohanao He ! ry mpanota ..sns. Dia nolatsaina sy nalam- baraka Sy novonoin'olon-dozabe, Ka dia maty Hianao Mpanjaka Ho fanavotana olo-maro-be He ! ry mpanota ..sns. Ny fasanao nambenan'ny mahery, Nefa tsy ela tao ny Tomponay, Velona indray hamonjy olom-bery, Velon-kanao fifonan-ko anay. He ! ry mpanota ..sns.kạn fy ạljb Ty napĺňaš chválou naše ústa Ora ho capito il tuo amore Ach, čo som to len urobil غيثارتي VAILAM TAHNAK Их Эзэн жаал хүү Heaven is in my Heart Ke Yerusalem, Yesus, Datangmu أورشليم في السما
Song not available - connect to internet to try again?