Ry Jeso ô ! jereo, 'Ndrao maty, ka vonjeo ; Ry Kristy, Vonivatonay ! Mba raiso izahay, Mahantra izahay, Ka ory ny fonay ; Ry Tompo be fiantra ô ! Mba miantrà anay. Mpanavotra ô ! jereo, Andrao very, ka vonjeo ; Ry Kristy, Orimbatonay ! Avoty izahay, Mpanota izahay, Maloto ny fonay ; Ry Zanak'Andriamanitra ô ! Vonoy ny otanay. Mpanjaka ô ! jereo, Andrao lavo, ka vonjeo ; Ry Kristy, Harambatonay ! Arovy izahay, Malemy izahay, Ka kivy ny fonay ; Ry Tomponay mahery ô ! Tantano izahay.hwdẖạ qd ṣạr lyl mẓlm nṣf ạlnhạr ᠡᠵᠡᠨ ᠦ ᠨᠡᠷᠡ ᠶᠢ ᠪᠢ ᠲᠤᠩᠬᠠᠭᠯᠠᠨᠠ Севҝисəн Тысячи лет Gioiam Yaklaşalım Babamıza Erős vár a mi Istenünk كل أرض ناشفة Я с тобой Величает душа моя
Song not available - connect to internet to try again?