Ry Jeso ô ! ry Jeso ô ! Ny fonay tia Anao, Ka manomàna anay izao, Ho any aminao : Fa sambatra avokoa Izay tonga ao aminao ; Izahay maniry koa Ho eo ankilanao. Ry Jeso ô ! ry Jeso ô ! Ampionao izahay Hihevitra ny lanitrao Izay hodianay : Fa sambatra ..sns. Ry Jeso ô ! ry Jeso ô ! Maloto izahay Tsy mendrika ny lanitrao, Diovinao izahay : Fa sambatra ..sns. Ry Jeso ô ! ry Jeso ô ! Ny fahavalonay Mamely ny fanahinay, Reseo, fa rafinao : Fa sambatra ..sns. Ry Jeso ô ! ry Jeso ô ! Sao reraka izahay Miandry ny hodianay, Tohanonao 'zahay : Fa sambatra ..sns.ИМАН ЕДИН Publiez bien haut la grande nouvelle Van Mite La When Jesus comes to reward His Servants 不可爱世界 Lieta certezza ạ̉nạ jạy wmsnwd ʿly̱ wʿdk باارى ۉچۉن، تەڭىرىم، ىراازىمىن TU ME HACES FELÍZ En avant! en avant!
Song not available - connect to internet to try again?