Ry Jeso Sakaizan'ny zaza, Kanefa Mpanjaka Malaza; Midera ny Anaranao re Izahay vory eto izao. // Ny saotra sy dera aman- daza no atolotray ho Anao // Ry Jeso, malemy fanahy ! Manatona Anao tsy manahy Ny zaza mivory atý izao, Ekeo mba ho mponina arý. // Ny saotra sy dera, ..sns. // Fahiny Hianao tonga teto Nanala ny rofy sy sento, Avia mitahy anay re, Matoky Anao izahay. // Ny saotra sy dera, ..sns. // Ry Jeso, Mpamonjy sy Zoky Izay ampy tokoa mba ho toky, Mifaly ny manana Anao izao, Arovy ka aza mandao. // Ny saotra sy dera, ..sns. //Бир ан ичин хатърла Бога вечнага праслаўляюць جۉرۅگۉ ىيسانىن تولو مەەرىمگە لا تخف لأني فديتك bmrạḥm ạlrb ạ̉gẖny Где бы я был сегодня บอกรักพ่อ Oi, nyt on päivä autuuden Məzmur 121 Ով է Տերը Տերաց
Song not available - connect to internet to try again?