Ry Jeso Tompo Avotray, Mitomoera aminay, Aidino ny Fanahinao, Tahio izahay izao. Ny sitrakao mba ambarao Ho fantatray ny hevitrao ; Ny fonay amboaronao Hahay handray ny teninao. Ny vavanay hasinonao Hahaizanay hisaotra Anao, Fa be ny soa azonay Nomenao, ry Mpanavotray. Rahatrizay ny olonao Hihoby sy hidera Anao, Fa masina, fa masina, Fa masina i Jehovah.Chi chiamò Samuele 100 лет Дагестану ạ̉qtrbu mhmạ ạlʿạlm tyjy tạny Не хорошо быть человеку одному Pieseň o jednote ạ̉nt thtm by Da Yesu Za Mu Kwana ạ̉rạk bạlạ̹ymạn
Song not available - connect to internet to try again?