Ry Jeso, Tompon'aina ! Nalevina Hianao, Kanefa he, deraina, Fa velona ao izao ! Ny fasana nivoha Noho ny herinao, Fa tsy mba nahatoha Ny voninahitrao ! Ireo miaramila Nahery sy nahay Dia tsy mba nahatana Anao Mpanjakanay ! Nitsangana tokoa, Ho tena santatray, Hianao, ry Tompo soa Sy Kapiteninay !రాజాధి రాజా రారా - రాజులకు Araıymen atqan kúnniń nur kúlip Mireasă iubită priveşte în sus MENO JEDINÉ Бид нар энд цуглан Gel, Rab'be Tapınalım, Gel God With Us Достоин, Ты достоин ПЕЙ ПЕЙ ПЕЙ إحتملني
Song not available - connect to internet to try again?