Ry Jeso, Zaza masina ô ! Izay tonga zaza toa anay ; Nafoinao ny lapanao Hitondra vonjy ho anay, Ry Jeso, Zaza masina ô ! Ry Jeso, Zaza masina ô ! Nanetry tena Hianao ; Nilaozanao ny lanitrao Noho ny fitiavanao, Ry Jeso, Zaza masina ô ! Ry Jeso, Zaza masina ô ! Hianao no fihavanana ; Izahay izay nandà ny Ray Tadiavanao ho Azy indray, Ry Jeso, Zaza masina ô ! Ry Jeso, Zaza masina ô ! Hihira ho Anao izahay, Hianao nanondrotra anay ; Ny lapan-dRay ho azonay, Ry Jeso, Zaza masina ô !Mikulásra Раббим Сени олқишлашни истайман zhǔ a wǒ suàn shén me للجالس على العرش و للحمل Вот моя жизнь пред Тобой Бог fù a shè miǎn wǒ men إعجني وشكلني بإديك Калі мой народ lā bō ní Umytý - Washed
Song not available - connect to internet to try again?