Ry Jeso Zaza masina, Mitsaoka Anao izahay, Atolotray ho hasina Ny tena kelinay. Mihoby ny fanahinay Mihaona aminao ; Ry Zanak'Andriamanitray, Tsy misy toa Anao. Ny zavatra anananay Dia aoka ho Anao, Ny tena sy fanahinay Mba hasoavinao. Ny lanitra nafoinao, Nilaozanao ny Ray Mba hanavao ny olonao Ho velona indray.ạ̹ny ṣgẖyr Domnul mi-e pastorul كللت السنة بجودك Perfect Time Sen Ota You are Holy yạ fạdy ạ̉nạ ậty ạ̹lyk Mesih Ölümden Dirildi Teraz już się rozstajemy Реббиң чекен җебирлери
Song not available - connect to internet to try again?