Ry Jeso Zokinay ô ! Jeso malalanay, Henoy ny vavakay izao, Fa zandrinao izahay. Ny batisa no nandio Anay ho zandrinao, Ka dia mba tahio Hanaraka Anao. Ry Zokinay malala, Arovy izahay, Fa be ny manadala, Manimba ny fonay. Ry Zokinay malala, Trotroy ny zandrinao, Rehefa mba hiala Ho any aminao.BUĎ POŽEHNANÉ MENO JEŽIŠ بتحبنا King of Kings Друг оглянись позади Glory in the Highest Ya Uba Na Cikin Sama, Ina Roƙonka Ty, jasné Svetlo, svieť mi noci tmou Venez le célébrer wạqf ạmạmk واقفين علي اسوارك
Song not available - connect to internet to try again?