Ry Jeso, Zoky be fitia ! Avia, mitantàna Fandrao izahay maniasia Avilin'i Satana. Ry Jeso ô ! tahio izahay Fa mbola kely saina, He ! tsy mba hendry, tsy mahay Ka mora ambakaina. Maniry izahay, Jeso ! Ho zandry izay manoa, Ka dia ampaherezonao Ho tia Anao tokoa. Ry Jeso ô ! tahio izahay ..sns. Indreto izahay, Jeso ! Tariho hahalala Hanaraka ny sitrakao Izay Zokinao malala. Ry Jeso ô ! tahio izahay ..sns.Since Jesus Came Into My Heart Másihtegi azattyq جالعىز داۋىس جۇرەگىمدە Znalazłem grunt, gdzie ma kotwica La al trâmbiţei răsunet Mari, Puji Raja Sorga Cry for Mercy Во мне сияй Кан дьокюлмеден баъшлама олмаз Sevinirim, Sevinirim
Song not available - connect to internet to try again?