Ry Jesosy be fitia ! Manatreha, manampia, Ny mpanomponao izao Izay mivavaka aminao, Fifaliana madio No omena anay anio. Indreo ny havanay jereo, Mba ho soa anie ireo ! Tanan-droa mifandray, Nofo roa, tonga iray Mifaniry soa tokoa, Mifanampy, mifanoa. Ilay tso-drano hatrizay No omeo ireo havanay ; Mba ho marofara anie, Hanam-panambinana, Feno fiadanana Noho ny fitahianao Raha ory mba vangio, Mitaraina mba valio ; Mitoera aminy Ao an-tokantranony Hamasino, hafanao Ny fitiavany Anao.ʿndy ạlrạḥẗ Krič, spievaj, zatlies-kaj hạ ậty bṭyby عیسی بود ز روی حقیقت Încă un an din viaţa noastră Amo Gesù Tuhan Yesus Sahabatku fy nạs ktyrẗ احبك Gökteki Tahtını Bırakıp Da
Song not available - connect to internet to try again?