Ry Jesosy Tompo tsara, Ry Mpamonjy ô ! Sambatra aho, manan-jara, Manana Anao ; Fa na maro ny mpandrafy Ta-hamely ahy mafy Hianao mahay manafy Hery ny Anao. Be ny manodidina ahy Efa lasana ; Manakaiky, mampanahy, Re ny fasana ; Nefa, ry Mpamonjy soa, Tena sitrakao tokoa Ny hitantana ahy koa Ao an-dalana. Eny, izaho manantena, Ry Mpamonjy ô ! Fa hahazo famonjena Any Aminao, Raha ilaozako ny tany, Izaho tsy mba hitomany, Fa hiakatra hankany Anatrehanao.Жараткан жалгыз Кудай Өзү гана ضحكة kmạ yfjr ạlnbʿ Kiitä Jeesustasi Чок чеки чекти, чок чеки чекти, Раббимиз кючюк яштан Ó Ježišu, ty chlieb živý Po Milujem chvíle Dikevim Cihê Herî Pîroz smʿt ṣwtk
Song not available - connect to internet to try again?