Ry Jesosy Tomponay ! Indreto izahy mivory, Nefa tsy mahay mandray Izay ambaranao akory : Ka iraho ny Fanahy Mba hanampy sy hitahy. Maizin-tasina izahay, Fa taranaka mpanota ; Simba ny fanahinay, Tena voasoron'ota, Tompo tsara ô, tongava, Aposahy ny mazava. Ry Mazava lehibe, Taominao ny fo malaina ; Tairo mba hifoha re, Ka handray ny tenin'aina ; Ny fivavakay valio, Ny ataonay mba tahio.Derao ny Tompo Lehibe tʿbt fqlt Gdy Chrystus, nasz Pan 天父的爱 Сән шуни билгинки әзиз дост! Сев Йюджелт РАБ'би Knocking on the Door of Heaven hllwyạ sbḥwh Wszechwładny Stwórco świata МҮЖДӘ
Song not available - connect to internet to try again?