Ry Jesosy Tomponay ! Mamindrà fo aminay ; Be ny hasoavanao, Be ny fitiavanao ; Zazakely izahay, Mamindrà fo aminay. Fony teto aminay Hianao sakaizanay, Tia zaza Hianao, Zaza notrotroinao : Zazakely ..sns. Masina sy marina Hianao, ry Tomponay ! Hamasino izahay Mba ho zanakao tokoa : Zazakely ..sns. Be ny fahavalonay O ! arovy izahay ; Manomeza fo madio, Fo miankina aminao : Zazakely ..sns. Ary raha tapitra Ny iainanay atý, Ento ny fanahinay Honina ao an-danitra : Zazakely ..sns.Torna a Lui DUY BENİ MESİHİM Ариун Сүнс бууж ирвэл Izvor de pace e Domnul Yanayım Kutsal Ateşle Wznieście Bogu chwały pienia Сен учун Isa, kelshi .. Иисус родился Если ты в пути помни Я с тобой
Song not available - connect to internet to try again?