Ry kristiana, andrandrao Ny Tompo sy Mpanjakanao, Fa Izy no Mpiaro ; Ka aza taitra hianao, Na dia manakora izao Ny fahavalo maro ; Omban'ny Tompo hianao, Ka aza atahoranao Ny rahon'ny mpamely. Fa indro tsy rendrehana Ilay Mpiambi-masina, Izay Tokin'Israely ; Fantaro marina izao, Izay ataon'ny rafinao Aoka ho azy izany ; Fa andrandrao ny lanitra, Anao Andriamanitra, Anao ny fanjakany.Figlio prodigo zhè me dà de jiù ēn zěn néng hū lüè هللويا أنا غالي من بين البنين Aqui estas كما أنا Аумин سهرت الليالي Петрус Балък Тутмая Чъктъ En Kutsal Yer'e
Song not available - connect to internet to try again?