Ry Kristy ô ! malalako, Sakafon'ny fanahiko, Manaraka ny hafatrao, Tsarovako ny teninao. Mangorakoraka ny fo, Fa voavono Hianao ! Ka saotra no atolotray Anao, ry Ilay nalatsa-dra. Ny teninao izay raisiko Fiainako vaovao tokoa ; Ny ranao izay sotroiko No manadio ny foko koa. Ry Kristy ô ! ampitomboy Ny fitiavako Anao. Ny toe-piainako fenoy. Ny tena hamasinanao. Atolotro anio indray Mba hoa Anao mandrakizay Ny tenako, ny ananako, Ny heriko, ny asako.Жүрөгүмдө жандыр шамды Naplň ma milosťou .. Haleluya, Göksel Babam Isoning nomida Sevgi Xudosi meni sevadi لولا النعمة Credo nel vivente Re Náš Pán, čo ľuďom s láskou slúžil نحن إخوة yswʿ ạ̉nt trnymty
Song not available - connect to internet to try again?