Ry Kristy ô, Mpanjakako ! Ny foko ho Anao ; Ny feoko hasandratro Hihira ho Anao. Mba raiso ny fanahiko Hanao ny sitrakao ; Ny tenako, ny heriko, Dia ento ho Anao. Ny tongotro, ny tanako, Hiasa ho Anao ; Ny androko, ny volako, Omeko ho Anao. Izaho dia tsy mendrika Anao, ry Tompo ô ! Kanefa re, mba raisonao Ny foko ho Anao.Ефеслилер 1:7-8 Wees U my toevlug Hva er det vel Беним Тек Истеим Gözlerim' Dağlara Spojme hlasy v piesni zvučnej Ota, Seni sevamiz بارسم بريشة الحب Ascultarea-i calea către rai Pieseň o láske
Song not available - connect to internet to try again?