Ry Madagasikara soa Natolo-Janahary anay Nosimboahangy manirery Fa nahasoa ny razanay, He ! Sarobidy tsara loatra, Tsy sandana, tsy atakalo Feno ny fo ka toa mangina Heriny mivavaka hoe : Andriamanitra ô ! Tondrahy andon'ny lanitra Vontosy ny tsiron'ny tany I Madagasikara ! Ry Firenena Malagasy Antsoin'ny Nosy hianao Andeha malaky, mitsangàna Alao hery, mandrosoa ! 'Zay maha olona anao re Atolory, asorony Aza mandevina talenta Fa anondroty Firenena e ! Andriamanitra ô ! sns... Andriamanitra ambony, Fenoy ny fiahianao Ny mponina rehetra eto Ary izay asa mahasoa Ireo nantsoinao hitondra Mba tsidiho, mba tariho Ho sambatra tokoa ny Nosy Raha Hianao no azy e ! Andriamanitra ô ! sns...En avant! en avant! Раб Иса Сенин Гибиси Йок! ạ̉mạ ạ̉nạ ạ̉nạ wbyty - bṣwt ạlrạḥl njyb ạ̹brạhym Һозуруңда Худа Rozhodol som sa Boh si tak zamiloval svet La valle di Baca قاراڭعى ٴتۇن اسپاندا، يسا نۇرىن توگىپ تۇر mǔ qīn bù zhī dào wǒ wǎng nǎ lǐ qù Таптим мән һәқиқий Худайимни
Song not available - connect to internet to try again?