Ry miaramila ! mandrosoa izao, Kristy Kapiteny mialoha anao ; Ao aloha tafika, loza, ratra be, Fitsaharana tsy misy, misikina re : Ry miaramila ! mandrosoa izao, Kristy Kapiteny mialoha anao ; Any lehy ratsy no manotrika, Any ny tsipìka no milatsaka; Tano ny finoana ho ampinganao, Entonao ho fandresena izao rehetra izao : Ry miaramila ! ..sns. Aza miambohona miherika, Ao an-tratranao ny fiarovana ; Aza mba matahotra, fa sahia, fandrao Raha tsy mandresy, dia ho resy hianao ; Ry miaramila ! ..sns. Dia mandrosoa hianao izao, Ka miraisa dia aminay ho ao ; Milofosa fatratra, aza ketraka « Miadia ny ady tsaran'ny Finoana » : Ry miaramila ! ..sns. Kristy Kapiteny tapitra ohatra, Izy no mpiaro ny mpanafika ; Miankìna Aminy mafy hianao Ka aza mba ny tenanao no itokianao Ry miaramila ! ..sns.symlk llạ̉bd باسمك تُجرى آيات Достарымыз сау болыңдар Есть песнь на сердце у меня تعليق 11 - مين الكسبان ؟ lyh yạ kẖạṭy Ты рядом الرب وعدنا ووعده أمين kl frḥh llnfs Be still for the presence of the Lord
Song not available - connect to internet to try again?