Ry mino, miambena re, Fa manam-pahavalo be ; Jesosy no arahonao Hitarika anao. Ezahonao ny dianao, Ny satroboninahitrao Miandry ao aloha ao, Ka mba tratraronao ! Mba mivavaha, ry havako, A miomana ao am-po ; Andeha izao ilaozinao Ny zavatra ho lo ! Izao no fiadiana Omen'Andriamanitra, Ny fahamarinana alao Mba hisikinanao ; Hazony ny finoana Ampinga hanohanana ; Ny tenin'Andriamanitra No tena sambatra ; Ny famonjena raisonao Ho fiarovan-dohanao ; Ireo no hanoheranao Ny ratsy ao am-po. Ry Havana malala ô, Andeha isika hiray am-po Hikatsaka ny lanitra, Fa ao tsy misy manjo. Ho faly ao an-danitra Ny vita fanompoana, Ka izao isika handao Ny zava-poana ! Ho lasa faingana indray Ny androntsika an-trano lay ; Vonjeonao ilay tany vao Izay mandry fahizay.Коронован всеми Ты Как чудно сотворил Творец دايرة مع مثلثات Une flamme en moi يسا مەيرىمدى ۇلى قۇداي хамт еделим Раб Иса я 多少个清晨 fwq tl bʿyd Ő az út, az élet Aleluja - hrob je prázdny
Song not available - connect to internet to try again?