Ry Mpamonjy olom-bery Sarobidy sy mahery Ny fitiavanao ahy 'Zay mambabo ny fanahy Noho ilay fitiavanao Babonao ny foko izao Ka izao rehetra izao Tsy hamoizako Anao Ny fitiavanao, ry Tompo, No mambabo ahy hanompo Tia ahy hianao Ka mba tiako tsotra izao Eny, fantatrao fa tiako Izao fiainana eto izao Tiako izao rehetra izao Nefa mbola tiako Hianao Na dia sarotra sy mafy Ny hanaraka Anao Izaho vonona hihafy F'efa tiako Hianao 'Zao fiainana izao Tsy atakaloko Anao Na dia mamiko aza eto Mbola tiako Hianaoạ̉nạ lst ạsẖbʿ Сиыр далада жайылады Кимдир сен учун محتاج لك องค์พระเยซูทรงครองโลกา Manancial Бо я люблю Тебе Господь Восстав с вечери ты шел на крест скорбей Гимн благодаренья богу мы поем Плачущим в мире слёзы вытирай
Song not available - connect to internet to try again?