Ry namako mahantra Manaram-po izao ! Ny ota no mandratra, Sao simba hianao ; Izay anao rehetra Ho lasa avokoa, Fa tsy mba misy fetra, Ho levona avokoa. Ny Tompo be fiantra Mangora-po tokoa Mahita anao mahantra Fa tsy mahita soa ; Natolony ny ainy Ho vidin'ny ainao, Nalatsany ny rany Mba hanadio anao. Ny Tompo malahelo, Tsy foiny hianao, Ny feo mamelovelo Mibitsika aminao ; Onena anao ny fony Ka mitaraina hoe : Ny ota ajanòny, Mba ajanòny re !Misaora an'i Jehovah Igazi karácsony Хушо ҳоли он касон, ки фақри рӯҳи худ бидонанд On kaupunki ihmeellinen Nič sa, dieťa, neboj Remember Me Shekinah O güzel evim benim ربي يسوع الغالي لسه الدم
Song not available - connect to internet to try again?