Ry olo-mahantra Mihainoa izao ! Saino tsara ny teny Izay lazaina aminao ; Ry olo-mahantra ! Modia, modia, Fa ela dia ela Hianao no nania, Tsy nahita ny tsara, Tsy nahazo ny soa ; Ry olo-mahantra ..sns. Tsy misy mpiantra Mba hitsinjo anao Afa-tsy ny Mpamonjy, Izay mitady anao ; Ry olo-mahantra ..sns. Tsarovy ny Rainao Malahelo anao Ka miandry tokoa Hampandroso anao ; Ry olo-mahantra ..sns.สายน้ำแห่งพระพร KA LUNG A TLING TE LAI Ho Minti! پەرۋەردىگار سەن مېنىڭ باققۇچىم هيا نسجد للمسيح 我们每次相聚 Alive نصعد نملكها SHEPHERD Гимн хвалы Святой Троице
Song not available - connect to internet to try again?