Ry olom-bery, tsy ho very Foana ny androanao, Raha 'mby an-tsainao, fa ny ainao Tsy fanananao, Ny hery misy, nefa indrisy, Resim-pahalainana ! Atý an-tany mora lany Ny fiainana. Mba mazotoa, ry havako, Ka aoka hoheverinao Ny andro lasa, sao ny asa Tsy ho vitanao. Ka manenena, miambena, Mivavaha hianao ! Efao ny ady, ao ny kiady Voninahitrao. Mba ahitsio ankehitrio Ny dia sisa hatrizao, Fa be ny simban'ny mpanimba Ka migadra izao. Sakaiza, ô fantaronao, Fa nijalian'ny Tomponao Ny fahotana tsy ialana, Ilalaovanao. Dia mba ampio sy tahio Izahay, ry Tomponay, Fa mba hiady ka hitady Vonjy ho anay. Homenao soa ny manoa Amin'ny fotoanao. O, ry Mpanjaka avia haka Ny malalanao, Ny olonao dia te hankao An- danitra fonenanao. Ry Jeso tia, mba avia Faingana izao !하나님은 우리의 피난처가 되시며 Özde Sözde ruhta bir olan Sen, Táńirim, kúmisten de asyl يسوع فادي حياتي Szentlélek, Szentlélek Pristúp, pristúp sem, hriešniku Ktorý na oltári Shox liboz بحبك منك اروني Krisztus lelke
Song not available - connect to internet to try again?