Ry olona ô, avia ! Ry tany, mifalia ! Mba henoy ny teninay ; Teraka ny Tomponay ; Ao an-tranon'omby ao, Handeha, mitsaoka Azy izao Teraka ny Tompo ! Teraka Jeso ! Ry olona ô, avia ! Ry tany mifalia ! Mba henoy, ry havanay ! Misy zaza hitanay Zanak'Andriamanitra Hamoha indray ny lanitra. Teraka ny Tompo ! Teraka Jeso ! Ry kristiana ô, hobio, Fa afaka hianao anio; Resy izao ny rafinao, Afaka ota hianao, Fahasoavan-dehibe No ho anjaranao anie ; Teraka ny Tompo ! Teraka Jeso.Өмүргө жарык берген Теңир Сон Милости просим Дилам шавқи Ту дорад, эй Худоё! В ХРИСТОС О как я Тебе благодарен Mesîh Jiyana Min Beautiful Scandalous Night yạ rb qlbk ḥạn Раҳмат Айтинг Худойимизга
Song not available - connect to internet to try again?