Ry Raiko ô! Tariho. Fa maizina ny alehako. Ary be ny rahona sy ny kotroka ao ambony: Indro, mivezimbezina aho, fa variana; Raiko ô tariho aho hody re; Raiko ô! Raiko ô! Mombà ny zanakao. Ry Raiko ô! Tsy hita Ny faran'ny alehako, Ary maniry ny fitsaharana ny foko 'zay omenao. Raha mbola eto aho, sintony sao mivily; Raiko ô! Mba tano aho ho Anao; Raiko ô! sns... Ry Raiko ô! Tariho, Fa be ny tsilo sy ny fandrika Ao an-dalambe, ka ketraka, Nefa nantsoinao aho tsara; Raiko ô! Mba raisonao ny tanako: Raiko ô! sns... Ry Raiko ô! Manindry Ny hazo-fijaliana Mavesatra, Izay entiko isan'andro; Tohany aho, ry Raiko ô! fa reraka aho; Raiko ô! Mba manampia ahy 'zao: Raiko ô! sns...Она сказала Merhamet Et Bize Ты - Оплот моего спасенья ḥwln ʿyny rby̱ Che farai Si Mi Pueblo Quien Lleva Mi Nombre నా ప్రియమైన యేసు ప్రభు lạ ttkbr ʿly̱ rbk Mergând Isus cu crucea-n spate RACHOT (RATTLE)
Song not available - connect to internet to try again?