Ry Raiko feno antra, Inty aho fa ory ; Mijaly sy mahantra, Ka tsy mahatraka akory, Jesosy no nilonjy Ny ota vitanao ; Ny rany mahavonjy, Nomeny ho anao. Nandao ny tavanao, Nikaro-java-tsoa ; Korana sy lalao, Sambo-drivotra avokoa. Jesosy ..sns. Izaho fahavalo Fa tsy narianao, Ny loza natakalo Hasambaram-baovao. Jesosy ..sns. Hanompo no iriko Fa zanaka nania, Ry hany itokiako Mba ho Tompoko doria. Jesosy ..sns.为福音 О мой Господь Я весь в грехах Радуга Сени Коруян Танръ'дър Uram irgalmazz От плодов моего пути W żłobie leży Аловун కృతజ్ఞతన్ తలవంచి Iza moa ireo mitsangana
Song not available - connect to internet to try again?