// Ry Raiko ô ! // Izaho atý mpivahiny Manina ny tranonao, Ka mba tariho Ny zanakao. // Ry Raiko ô ! // Indro, Satana milofo Mba hanangoly anay, Ka mba vonjeo Ny zanakao. // Ry Raiko ô ! // Maizina sady malama, Sarotra ny lalanay, Ka mba tantano Ny zanakao. // Ry Raiko ô ! // Maro ny zava-mihatra, Izay mampanahy anay, Ka mba tohano Ny zanakao. // Ry Raiko ô ! // Aoka anie ny Fanahy No mba hitarika anay Ho tonga any An-tranonao.أيها القدوس Ja dvíham oči k nebu Infinito سەنىمەن كەلەدى تىلدەسكىم Дириг оттун Берикчизи Повече, о Христе Бүх сэтгэлээрээ магтацгаая Esti necuprins de timp și spațiu После що Doen slegs U wil Heer
Song not available - connect to internet to try again?