Ry Rainay Izay namorona Izao rehetra izao, Ny hita sy ny takona // Dia asan-tananao // Ny volana aman-kitana, Ny biby marobe, Ny ala maitso mavana // Hitsaoka Anao anie // Ny tany sy ny lanitra, Ny ranomasina, Ireo tendrombohitra // Manolo-kasina // Ny ory sy ny mpanana, Dia fototra iray, Fa samy asan-tanana // Nataonao Tomponay // Dia saotra no atolotray, Anao, ka raisonao, Fa fanomezan-ko anay // Ny asan-tananao //Ubangijina Cikin Sama My náhlime sa Dès que l'aube dépose Örvendj, világ az Úr eljő Шаҳзода, шаҳзода الفترة الثالثة - Onething 2010 Je to On لأنك يارب 보이지 않는 영원한 왕 ليك اليد العليا
Song not available - connect to internet to try again?